Fiofanana momban’ny LEAN

789.00 $

9 laboratoara fiofanana momban’ny LEAN

+

Ny laboratoara tsirairay dia misy sary mihetsika miaraka amin’ny fanazavana bebe kokoa, boky amin’ny teny frantsay sy tekinika fiasana.

Mpiasa. Isan'ny mpiasa...

Efa manana ny fomba fisainana stratejika ve ianao na paika ady, natao ho anao ity tolotra manokana ity.

Atombohy ny fiovana kolontsaina amin’ny alalan’ny teknika tsara indrindra sy fiasana LEAN.

Fiofanana momban’ny Lean

  1. Ireo fitsipika LEAN 5 |  2. Fomba Fampandraisana Anjara ny Tsirairay |  3. Ireo Fandanindaniam-poana 8 |  4. Fomba Fanaovana Drafitrasa Mahomby  |  5. Fandaharana Asantsika amin’alalin’ny Lasitra Tombotsoa sy Ezaka  |  6. Fomba Famahana Olana Ifotony – Nahoana Indimy   |  7. Fanatanterahana am-Pahombiazana ny 5S  |  8. Fananganana Ivotoeram-Pilazam-Baovao Lean  |  9. ilay fitaovana SMED

 

SKU: iLean SOKAJY: