{"id":18241,"date":"2019-11-06T13:52:06","date_gmt":"2019-11-06T18:52:06","guid":{"rendered":"https:\/\/blean-strategie.com\/fepetra-ankapobeny\/"},"modified":"2019-11-06T13:52:06","modified_gmt":"2019-11-06T18:52:06","slug":"fepetra-ankapobeny","status":"publish","type":"page","link":"https:\/\/blean-strategie.com\/mg\/fepetra-ankapobeny\/","title":{"rendered":"Fepetra ankapobeny"},"content":{"rendered":"<p><strong>TOROMARIKA FAMPIASANA NY TRANONKALA BLEAN.<\/strong><\/p>\n<p><strong>IANGAVIANA IANAO HAMAKY TSARA IRETO TOROMARIKA MANARAKA IRETO ALOHAN\u2019NY HAMPIASA NY TRANONKALAN\u2019NY BLEAN.<\/strong><\/p>\n<p><strong>HOAN\u2019IZAY REHETRA VOALAZA, IZAY REHETRA MIRESAKA MOMBA NY TRANONKALAN\u2019NY BLEAN DIA MANONDRO NY TRANONKALA FOIBE SY IREO TRANONKALA MIFANDRAY AMINY.<\/strong><\/p>\n<ol>\n<li>FANKATOAVANA NY TOROMARIKA FAMPIASA<\/li>\n<li>Rehefa mampiasa ny tranonkalan\u2019ny BLEAN ianao, dia manaiky fa efa namaky sy mahazo tsara ireto fepetra momba ny fampias\u00e0na azy ireto, arak\u2019izany, dia manaiky manaraka izany sy izay mety ho fanov\u00e0na atao ao amin\u2019izany ianao. Ireto toromarika fampiasa ireto dia midika fifanarahana eo aminao sy ny BLEAN.<\/li>\n<\/ol>\n<p>1.2. Ireto toromarika fampiasa ireto dia mety hisy fiov\u00e0na, fanampiana na fanafoanana amin\u2019ny fotoana rehetra. Izay fanov\u00e0na rehetra dia haseho eto amin\u2019ity pejy ity. Ankoatr\u2019izay, raha toa izahay ka manao fanov\u00e0na lehibe amin\u2019ity toromarika fampiasa ity, dia hapoitra farafahakeliny telopolo (30) andro izany alohan\u2019ny tena fampiharana azy, ary izay mpampiasa nandefa ny adiresiny mailaka taminay dia hampandrenesina izany fanov\u00e0na izany mivantana amin\u2019ny mailakany. Iangaviana ianao hamaky izany toromarika fampiasa izany matetika sao nisy fanov\u00e0na natao taminy.<\/p>\n<p>1.3. Raha toa ka tsy ekenao ny ho voafatotra amin\u2019ireto toromarika fampiasa ireto, dia tsy tokony hampiasa ny tranonkalan\u2019ny BLEAN ianao.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<ol start=\"2\">\n<li><strong>NY TOERAM-PIAS\u00c0NA<\/strong><\/li>\n<\/ol>\n<p>2.1. BLEAN dia mitrangraka ny tranonkalany avy eny amin\u2019ny biraony ao amin\u2019ny faritanin\u2019i Qu\u00e9bec, ao Canada. BLEAN dia tsy manambara fa ny zavatra rehetra ao anatin\u2019ny tranonkalany dia tsy miasa ihany koa any an-toeran-kafa. Ny olona izay mitsidika ny tranonkalan\u2019ny BLEAN dia manao izany amin\u2019ny nahimpony ary tomponandraikitra izy ireo manaja ny lal\u00e0na velona mahakasika izany.<\/p>\n<p>2.2 Amin\u2019ny fampiasanao ny tranonkalan\u2019ny BLEAN, dia mankato sy manaiky ianao fa ireto toromarika fampiasa ireto dia fehezin\u2019ny lal\u00e0na manankery ao amin\u2019ny faritanin\u2019i Qu\u00e9bec, ary izay fifandirana mipoitra, na misy ifandraisany amin\u2019ny fampias\u00e0na ny tranonkala sy ny tolotra aterineton\u2019ny BLEAN dia ny lal\u00e0n\u2019ny fitsar\u00e0na ao amin\u2019ny faritr\u2019i Qu\u00e9bec, faritanin\u2019i Qu\u00e9bec no manankery.<\/p>\n<ol start=\"3\">\n<li><strong>FIOV\u00c0NA AO AMIN\u2019NY TRANONKALA<\/strong><\/li>\n<\/ol>\n<p>3.1. BLEAN dia afaka manova, mamerina na manala tanteraka ny zavatra rehetra ao anaty tranonkalany, amin\u2019ny fotoana rehetra, anisan\u2019izany ny asa mbola misy toerana na tsia, ny angon-drakitra na izay voarakitra ao. BLEAN dia afaka manisy fetrany amin\u2019ny zavatra sasantsasany ihany koa, na mametra ny fahazoandalana miditra amin\u2019ny faritra sasany ao amin\u2019ny tranonkalan\u2019izy ireo tsy misy fampandrenesana ary tsy mampiditra andraikitra azy ireo.<\/p>\n<ol start=\"4\">\n<li><strong>FAMPIASANA MANOKANA<\/strong><\/li>\n<\/ol>\n<p>4.1. Izay rehetra raketin\u2019ny tranonkalan\u2019ny BLEAN dia natolotra hampiasainao hoan\u2019ny tenanao manokana ary tsy natao hamidy. Voarara ny fampias\u00e0na izay rehetra voarakitra ato anatin\u2019ny tranonkalan\u2019ny BLEAN ho an\u2019ny tanjona ara-barotra na dokambarotra raha tsy nahazoana alalana an-tsoratra avy amin\u2019ny BLEAN.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&#8212;&#8212;<\/p>\n<ol start=\"5\">\n<li><strong>FIFANDRAISANA<\/strong><\/li>\n<\/ol>\n<p>5.1. Ny tranonkalan\u2019ny BLEAN dia mety ahit\u00e0na rohy \u201cliens hypertextes\u201d mankamin\u2019ny tranonkala tantanin\u2019olon-kafa. Rehefa mikitika ny iray amin\u2019ireny rohy ireny ianao, dia mety hisy fotoana miala mihitsy ny tranonkala BLEAN. BLEAN dia tsy manana fahefana amin\u2019ireny tranonkalan\u2019olon-kafa ireny. Ireny tranonkala ireny dia trandrahan\u2019ny olona hafa, ary BLEAN dia tsy miantoka na dia kely aza ny kalitao sy ny voarakitra ankapobeny anatin\u2019ireny tranonkala ireny, na ny kalitaon\u2019ny entana izay atolotra ao na ny fiarovana ny fifanarahana ara-barotra izay mety hataonao ao amin\u2019izany tranonkala izany. Ny fisehoan\u2019ireny tranonkala ireny ao anatin\u2019ny tranonkalan\u2019ny BLEAN dia tsy midika fa mankato azy ireo ny BLEAN, ary BLEAN dia tsy miditra andraikitra velively amin\u2019izany. BLEAN dia tsy azo tazonina ho tomponandraikitra amin\u2019ny fahavoazana mety hitranga amin\u2019ny fampias\u00e0na ireny tranonkala ireny. Ny fitarainana mahakasika ireny tranonkala ireny dia tokony hampitaina amin\u2019ny mpitantana ireny tranokala ireny ihany.<\/p>\n<ol start=\"6\">\n<li><strong>FANANANA ARA-TSAINA<\/strong><\/li>\n<\/ol>\n<p>6.1. Ny mari-pamantarana tsena sy ny sary famantarana \u00ab\u00a0logos\u00a0\u00bb nampiasaina na aseho ao amin\u2019ny tranonkalan\u2019ny BLEAN dia mari-pamantarana tsena sy sary famantarana voasoratry ny BLEAN na olona hafa ara-dal\u00e0na. Tsy misy na inona na inona ao amin\u2019ny tranonkalan\u2019ny BLEAN azo adika mivantana na an-kolaka, fa azo ampiasaina izany mari-pamantarana tsena na sary famantarana izany nefa tsy nahazoana alalana mialoha sy an-tsoratra avy amin\u2019ny tompony. Tsy mampihena ny lanja ankapoben\u2019izay voalaza teo aloha, voarara tanteraka ny maka tahaka ireo mari-pamantarana tsena sy sary famantarana izay mipoitra ato amin\u2019ny tranonkalan\u2019ny BLEAN hoentina manao raharaha ara-barotra na dokambarotra na oentina hampitomboana ny isan\u2019ny mpitsidika ny tranonkalanao raha tsy misy fankatoavana mialoha sy an-tsoratra avy amin\u2019ireo tompony avy.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>6.2. Ny zavatra rehetra ato anatin\u2019ny tranonkalan\u2019ny BLEAN (anisan\u2019izany ary tsisy fetrany\u00a0: ny andalan-tsoratra, ny lahatsoratra, ny sary nalaina tamin\u2019ny fakantsary, ny sarisary, ny sary noforonina, ny ampahana horonam-peo sy horonan-tsary na rindrambaiko &#8211; <em>logiciels<\/em>) dia voaaron\u2019ny zon\u2019ny mpamorona ary fananan\u2019ny BLEAN na ny olona hafa izay mitondra tena ho mpamatsy votoatiny ao amin\u2019ny tranonkala. Ankoatran\u2019izay efa nanaovana fanamarihana manokana, dia tsy misy na inona na inona ao amin\u2019ny tranonkalan\u2019ny BLEAN azonao raisina ho toy ny manome fahefana anao na dia kely aza mahakasika ny fananana ara-tsaina an\u2019ny BLEAN na olona hafa mitondra tena ho mpamatsy voatoaty.<\/p>\n<p>6.3. Miankina amin\u2019ny fizar\u00e0na faha-6.4., tsy azonao atao ny manao kopia, mamerina, manova, mampiseho ho hitam-bahoaka, mizara na mandray anjara amin\u2019ny famindr\u00e0na na famarotana, na mamorona vokatra avy aminy, manao dikan-teny, misintona (t\u00e9l\u00e9chargement), manome fahazoan-dalana, na mitrangraka amin\u2019ny fomba hafa na dia zavatra faran\u2019izay kely aza izay rehetra ato anatin\u2019ny tranonkalan\u2019ny BLEAN (anisan\u2019izany ny rindrambaiko \u2013 <em>logiciels<\/em>) na manontolo na ampahany.<\/p>\n<p>6.4. Azonao atao ny misintona na manao kopia ho ampiasainao hoan\u2019ny tenanao manokana ary tsy hamidy ny zavatra ato anatin\u2019ny tranonkalan\u2019ny BLEAN, raha toa ka efa nanao raharaham-barotra tamin\u2019ny BLEAN ianao mba hahazoanao ireo zavatra voatondro, na raha toa ka tazominao daholo ireo fampilaz\u00e0na manondro fananan\u2019ny mpamorona mifandraika amin\u2019ireo zavatra ireo. Ny fanaovana dika mitovy na fitehirizana ny zavatra rehetra hoan\u2019ny tanjona hafa noho ny fampias\u00e0na hoan\u2019ny tena manokana dia voarara mafy, raha tsy nahazoana al\u00e0lana mialoha sy an-tsoratra avy amin\u2019ny BLEAN na ny miandraikitra ny zon\u2019ny mpamorona voatoandro ao anatin\u2019ny fampilaz\u00e0na fananana ara-tsaina.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<ol start=\"7\">\n<li><strong>TENY OMENA SY ANTOKA<\/strong><\/li>\n<\/ol>\n<p>7.1. Manome teny ianao avy amin\u2019izao fepetra ankapoben\u2019ny varotra izao, fa hanome onitra, miaro ary manala ny BLEAN, ireo mpitantana, mambran\u2019ny fitantanana, ireo tomponandraikitra ambony, mpiara-miombon\u2019antoka, mpiasa ao amin\u2019ireo orinasa miara-miasa, solontena sy mpamatsy ny votoaty ; amin\u2019izay mety ho andraikitra mifanaraka amin\u2019ny resaka fitakiam-bola amin\u2019ny renivola, zana-bola, sanda aloha araka ny l\u00e0l\u00e0na na ivelan\u2019ny lal\u00e0na, sy fahavoazana hafa, anisan\u2019izany ary tsy voafetra, ny sanda antonony aloha araka ny lal\u00e0na efain\u2019ny BLEAN noho ny fitarainana, zavatra natao, fanenjehana na fihantonana (\u00ab\u00a0Fitarainana\u00a0\u00bb) n\u2019inon\u2019inona izany, izay nitranga noho ny tsy fanarahanao ireto Fepetra mahakasika ny fampias\u00e0na ny tranonkala ireto. BLEAN dia mitahiry ny zony handray anjara amin\u2019ny fiarovan-tena amin\u2019izany karazana Fitakiana izany, sy ho afaka soloin-tenan\u2019ny mpisolovava safidiany.<\/p>\n<ol start=\"8\">\n<li><strong>FETRA FARAN\u2019NY ANDRAIKITRA<\/strong><\/li>\n<\/ol>\n<p>8.1. Ny tranonkalan\u2019ny BLEAN sy izay rehetra voarakitra ao dia atolotra anao \u00ab\u00a0araka izay endriny ao\u201d ary tsy misy sarany avy amin\u2019ny BLEAN, tsy misy fiantohana na toy izany, na ambara amin\u2019ny fomba mazava sy ofisialy izany na ankolaka, anisan\u2019izany ary tsy misy fetrany ny fiantohana titra na fiantohana ankolaka ny kalitaon\u2019entana na fahaizana hoana tanjona iray, fampias\u00e0na azy, fahavononany ho azo ampiasaina , maha-ara-dal\u00e0na azy na tsia, fahamarinany, fahatokisana azy manokana ;\u00a0 mifandraika amin\u2019ny zavatra nalaina tahaka avy ao anatin\u2019ireo tranonkala voatanisa, na mifandraika amin\u2019ny vokatra izay nitranga tamin\u2019ny fampias\u00e0na izany singa izany. Tsy mampihena ny lanja ankapoben\u2019izay voalaza teo aloha, BLEAN dia tsy miantoka izay mahakasika ny natiora ankapoben\u2019ny vokatry ny fikarohana nataonao tao amin\u2019ny tranonkalany. \u00a0Ianao dia manaiky avy amin\u2019izao Fepetra izao ary mankato fa ny fampias\u00e0nao ny tranonkalan\u2019ny BLEAN dia ataonao amin\u2019ny nahim-ponao irery ihany.<\/p>\n<p>&#8212;&#8212;<\/p>\n<p>8.2. BLEAN dia tsy miantoka ny fahamarinana tanteraka na fahamarinam-pototra, ary tsy manohana na hevitra, fampilaz\u00e0na na fanehoan-kevitra na inona na inona izay mipoitra na zaraina ao anatin\u2019ny tranonkalany ataon\u2019ireo mpampiasa, na mpamatsy votoatiny na olona hafa n\u2019iza n\u2019iza.<\/p>\n<p>8.3. BLEAN dia miala andraikitra tanteraka amin\u2019izay fahadisoana mety misy ao anatin\u2019ny tranonkalany. Arak\u2019izany, BLEAN sy ny mpamatsy votoaty hafa ao amin\u2019ny tranonkalan\u2019ny BLEAN, ireo orinasa mpiara-miasa amin\u2019izy ireo, mambran\u2019ny fitantanana, mpiasa, solon-tenan\u2019ny orinasa na mpanelanelana, dia misy tsy azo tazonina ho tomponandraikitra amin\u2019ny fahavoazana izay mety mitranga mifandray mivantana na an-kolaka tamin\u2019ny fampias\u00e0na ny tranonkalan\u2019ny BLEAN, singanina manokana ny fahaverezan\u2019ny angondrakitra (donn\u00e9es) na ny tombontsoa tokony ho azony vokatry ny fampiasany izay hitany tao anatin\u2019ireny tranonkala ireny, ny fahadisoana na fanadinoana voarakitra any anatin\u2019ireny singa ireny, na ny tsy fahafahana mampiasa ireny singa ireny.<\/p>\n<ol start=\"9\">\n<li><strong>AHOANA NY FOMBA IFANDRAISANA AMINAY MAHAKASIKA ITY POLITIKA ITY<\/strong><\/li>\n<\/ol>\n<p>9.1. Raha toa ka manana fitarainana ianao mahakasika ny fandikan-dal\u00e0na momba ny zon\u2019ny mpamorona amin\u2019ny fitaovana na vokatra na inona na inona izany izay mipoitra ato amin\u2019ny tranonkalan\u2019ny BLEAN, na koa momba zavatra hafa mifandraika amin\u2019izany, dia azonao atao ny mifandray aminay amin\u2019ny : info@blean-strategie.com<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>TOROMARIKA FAMPIASANA NY TRANONKALA BLEAN. IANGAVIANA IANAO HAMAKY TSARA IRETO TOROMARIKA MANARAKA IRETO ALOHAN\u2019NY HAMPIASA NY TRANONKALAN\u2019NY BLEAN. HOAN\u2019IZAY REHETRA VOALAZA, IZAY REHETRA MIRESAKA MOMBA NY TRANONKALAN\u2019NY BLEAN DIA MANONDRO NY TRANONKALA FOIBE SY IREO TRANONKALA MIFANDRAY AMINY. FANKATOAVANA NY TOROMARIKA FAMPIASA Rehefa mampiasa ny&#8230;<\/p>\n","protected":false},"author":1,"featured_media":0,"parent":0,"menu_order":1,"comment_status":"open","ping_status":"closed","template":"","meta":{"footnotes":""},"class_list":["post-18241","page","type-page","status-publish","hentry"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v28.9 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Fepetra ankapobeny - Blean Strategie<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/blean-strategie.com\/modalites\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"mg_MG\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Fepetra ankapobeny - Blean Strategie\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"TOROMARIKA FAMPIASANA NY TRANONKALA BLEAN. IANGAVIANA IANAO HAMAKY TSARA IRETO TOROMARIKA MANARAKA IRETO ALOHAN\u2019NY HAMPIASA NY TRANONKALAN\u2019NY BLEAN. HOAN\u2019IZAY REHETRA VOALAZA, IZAY REHETRA MIRESAKA MOMBA NY TRANONKALAN\u2019NY BLEAN DIA MANONDRO NY TRANONKALA FOIBE SY IREO TRANONKALA MIFANDRAY AMINY. FANKATOAVANA NY TOROMARIKA FAMPIASA Rehefa mampiasa ny...\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/blean-strategie.com\/modalites\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Blean Strategie\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"8 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/blean-strategie.com\\\/modalites\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/blean-strategie.com\\\/modalites\\\/\",\"name\":\"Fepetra ankapobeny - Blean Strategie\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/blean-strategie.com\\\/#website\"},\"datePublished\":\"2019-11-06T18:52:06+00:00\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/blean-strategie.com\\\/modalites\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"mg-MG\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/blean-strategie.com\\\/modalites\\\/\"]}]},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/blean-strategie.com\\\/modalites\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Accueil\",\"item\":\"https:\\\/\\\/blean-strategie.com\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Fepetra ankapobeny\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/blean-strategie.com\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/blean-strategie.com\\\/\",\"name\":\"Blean Strategie\",\"description\":\"Laboratoires de formation et strat\u00e9gie en am\u00e9lioration continue.\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/blean-strategie.com\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"mg-MG\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Fepetra ankapobeny - Blean Strategie","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/blean-strategie.com\/modalites\/","og_locale":"mg_MG","og_type":"article","og_title":"Fepetra ankapobeny - Blean Strategie","og_description":"TOROMARIKA FAMPIASANA NY TRANONKALA BLEAN. IANGAVIANA IANAO HAMAKY TSARA IRETO TOROMARIKA MANARAKA IRETO ALOHAN\u2019NY HAMPIASA NY TRANONKALAN\u2019NY BLEAN. HOAN\u2019IZAY REHETRA VOALAZA, IZAY REHETRA MIRESAKA MOMBA NY TRANONKALAN\u2019NY BLEAN DIA MANONDRO NY TRANONKALA FOIBE SY IREO TRANONKALA MIFANDRAY AMINY. FANKATOAVANA NY TOROMARIKA FAMPIASA Rehefa mampiasa ny...","og_url":"https:\/\/blean-strategie.com\/modalites\/","og_site_name":"Blean Strategie","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Est. reading time":"8 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/blean-strategie.com\/modalites\/","url":"https:\/\/blean-strategie.com\/modalites\/","name":"Fepetra ankapobeny - Blean Strategie","isPartOf":{"@id":"https:\/\/blean-strategie.com\/#website"},"datePublished":"2019-11-06T18:52:06+00:00","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/blean-strategie.com\/modalites\/#breadcrumb"},"inLanguage":"mg-MG","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/blean-strategie.com\/modalites\/"]}]},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/blean-strategie.com\/modalites\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Accueil","item":"https:\/\/blean-strategie.com\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Fepetra ankapobeny"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/blean-strategie.com\/#website","url":"https:\/\/blean-strategie.com\/","name":"Blean Strategie","description":"Laboratoires de formation et strat\u00e9gie en am\u00e9lioration continue.","potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/blean-strategie.com\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"mg-MG"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/blean-strategie.com\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/pages\/18241","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/blean-strategie.com\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/pages"}],"about":[{"href":"https:\/\/blean-strategie.com\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/types\/page"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/blean-strategie.com\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/users\/1"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/blean-strategie.com\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=18241"}],"version-history":[{"count":0,"href":"https:\/\/blean-strategie.com\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/pages\/18241\/revisions"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/blean-strategie.com\/mg\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=18241"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}